4Izao no ananarako mafy anao eo anatrehan’Andriamanitra sy Kristy Jesosy, izay voatendry hitsara+ ny velona sy ny maty,+ amin’ny alalan’ny fisehoany+ sy ny fanjakany:+
8 Manomboka izao, dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry ny fahamarinana.+ Ny Tompo, ilay mpitsara+ marina, no hanome ahy izany ho valisoa+ amin’izany andro izany,+ ary tsy ho ahy ihany fa ho an’izay rehetra maniry mafy ny hisehoany koa.