Marka 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nijery manodidina azy i Jesosy ka niteny tamin’ny mpianany hoe: “Ho sarotra tokoa ny hidiran’ny mpanam-bola+ ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra!”+
23 Ary nijery manodidina azy i Jesosy ka niteny tamin’ny mpianany hoe: “Ho sarotra tokoa ny hidiran’ny mpanam-bola+ ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra!”+