Asan’ny Apostoly 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa i Saoly kosa nihetraketraka mafy tamin’ny fiangonana. Nitety trano izy ary notaritaritiny hivoaka ny mpino na lahy na vavy, ka nataony am-ponja.+ Galatianina 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mazava ho azy fa efa renareo izay nataoko fony aho mbola nanaraka ny Fivavahan’ny Jiosy,+ fa tafahoatra loatra ny nanenjehako+ sy ny nandravako tsy an-kijanona ny fiangonan’Andriamanitra.+ Filipianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 nanenjika ny fiangonana raha ny hafanam-po no resahina,+ ary efa hita fa tsy manan-tsiny aho raha araka ny fahamarinana avy amin’ny lalàna.
3 Fa i Saoly kosa nihetraketraka mafy tamin’ny fiangonana. Nitety trano izy ary notaritaritiny hivoaka ny mpino na lahy na vavy, ka nataony am-ponja.+
13 Mazava ho azy fa efa renareo izay nataoko fony aho mbola nanaraka ny Fivavahan’ny Jiosy,+ fa tafahoatra loatra ny nanenjehako+ sy ny nandravako tsy an-kijanona ny fiangonan’Andriamanitra.+
6 nanenjika ny fiangonana raha ny hafanam-po no resahina,+ ary efa hita fa tsy manan-tsiny aho raha araka ny fahamarinana avy amin’ny lalàna.