1 Korintianina 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 no anoloranareo an-dralehilahy ho an’i Satana+ handringanana ny nofo, mba ho voaro ny toe-tsain’ny+ fiangonana, mandritra ny andron’ny Tompo.+ 1 Korintianina 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 fa Andriamanitra kosa no mitsara ny any ivelany?+ “Esory tsy ho eo aminareo ilay mpanao ratsy.”+
5 no anoloranareo an-dralehilahy ho an’i Satana+ handringanana ny nofo, mba ho voaro ny toe-tsain’ny+ fiangonana, mandritra ny andron’ny Tompo.+