FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Titosy 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mila tampenam-bava ireny olona ireny, satria ireny indrindra no manimba ny finoan’ny ankohonana manontolo,+ noho izy mampianatra zavatra tsy tokony hampianarina, mba hahazoany tombony amin’ny tsy marina.+

  • 2 Petera 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mitsiriritra koa izy ireny ka hanararaotra anareo amin’ny teny mamitaka.+ Tsy mitaredretra anefa ny fanamelohana azy ireny izay efa nambara hatry ny ela,+ ary tsy rendremana ny fandringanana azy.+

  • Joda 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nisy olona nitsofoka mangingina+ mantsy eo amintsika, dia olona efa voatendrin’ny+ Soratra Masina hatramin’ny ela ho amin’izao fanamelohana+ izao. Olona tsy matahotra an’Andriamanitra+ ireny, ka ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitsika no avadiny ho fialan-tsiny hanaovana fitondran-tena baranahiny.+ Ary mivadika+ amin’i Jesosy Kristy, ilay hany Tompo+ nividy+ antsika, koa ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara