1 Timoty 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa aza ampidirina ao kosa ny vehivavy mpitondratena tanora, satria rehefa mitady hampisaraka azy amin’i Kristy ny filan’ny nofony,+ dia te hanambady izy.
11 Fa aza ampidirina ao kosa ny vehivavy mpitondratena tanora, satria rehefa mitady hampisaraka azy amin’i Kristy ny filan’ny nofony,+ dia te hanambady izy.