Ohabolana 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza,+ ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany.+ Asan’ny Apostoly 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia tonga tany Derbe sy Lystra+ koa izy. Ary nisy mpianatra atao hoe Timoty+ tao, izay zanaky ny vehivavy jiosy mpino, fa Grika kosa ny rainy.
6 Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza,+ ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany.+
16 Dia tonga tany Derbe sy Lystra+ koa izy. Ary nisy mpianatra atao hoe Timoty+ tao, izay zanaky ny vehivavy jiosy mpino, fa Grika kosa ny rainy.