2 Timoty 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa raha misy manalavitra an’ireo farany ireo, dia ho fitaovana natao hampiasaina amin-javatra mendri-kaja izy, ary nohamasinina ka mahasoa ny tompony, sady vonona ho amin’ny asa tsara rehetra.+
21 Koa raha misy manalavitra an’ireo farany ireo, dia ho fitaovana natao hampiasaina amin-javatra mendri-kaja izy, ary nohamasinina ka mahasoa ny tompony, sady vonona ho amin’ny asa tsara rehetra.+