Hebreo 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo velomina indray ho amin’ny fibebahana,+ satria mamantsika ny Zanak’Andriamanitra amin’ny hazo fijaliana indray izy ireo, ka manala baraka azy ampahibemaso.+
6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo velomina indray ho amin’ny fibebahana,+ satria mamantsika ny Zanak’Andriamanitra amin’ny hazo fijaliana indray izy ireo, ka manala baraka azy ampahibemaso.+