1 Timoty 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa aoka ianao handa ny tantara tsy marina+ izay sady manazimbazimba zava-masina no fanaom-bavy antitra. Ary zaro foana kosa ny tenanao hanana fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra.+ 2 Timoty 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tsy hihaino ny fahamarinana intsony izy, fa hivily ho amin’ny tantara tsy marina.+ 2 Petera 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsia, tsy nanaraka tantara tsy marina noforonina+ tamin-kafetsena izahay, rehefa nampahafantatra anareo ny hery sy ny fanatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ fa nahita maso ny fahamboniany+ kosa.
7 Fa aoka ianao handa ny tantara tsy marina+ izay sady manazimbazimba zava-masina no fanaom-bavy antitra. Ary zaro foana kosa ny tenanao hanana fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra.+
16 Tsia, tsy nanaraka tantara tsy marina noforonina+ tamin-kafetsena izahay, rehefa nampahafantatra anareo ny hery sy ny fanatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ fa nahita maso ny fahamboniany+ kosa.