Matio 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy izay miditra amin’ny vavany no mandoto ny olona, fa izay mivoaka avy amin’ny vavany no mandoto azy.”+ Lioka 11:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Fa hoy ny Tompo taminy: “Ianareo Fariseo manadio ny ivelan’ny kaopy sy ny vilia, nefa ny ao anatinareo+ feno fandrobana sy faharatsiana.+
11 Tsy izay miditra amin’ny vavany no mandoto ny olona, fa izay mivoaka avy amin’ny vavany no mandoto azy.”+
39 Fa hoy ny Tompo taminy: “Ianareo Fariseo manadio ny ivelan’ny kaopy sy ny vilia, nefa ny ao anatinareo+ feno fandrobana sy faharatsiana.+