Matio 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny voa izay vokariny no hahafantaranareo+ tsara azy ireny. Mioty voaloboka na aviavy eny amin’ny tsilo ve ny olona?+ 2 Timoty 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho matin-kambo, hanambony tena, ho mpanevateva, tsy hankatò ray aman-dreny,+ tsy hisaotra, tsy ho mena-mivadika,+
16 Ny voa izay vokariny no hahafantaranareo+ tsara azy ireny. Mioty voaloboka na aviavy eny amin’ny tsilo ve ny olona?+
2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho matin-kambo, hanambony tena, ho mpanevateva, tsy hankatò ray aman-dreny,+ tsy hisaotra, tsy ho mena-mivadika,+