Jakoba 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny fahendrena+ avy any ambony kosa dia madio+ aloha, ary avy eo tia fihavanana,+ mahay mandanjalanja,*+ vonona hankatò, be famindram-po sy be voka-tsoa,+ tsy manavakavaka na miangatra,+ ary tsy mihatsaravelatsihy.+ 1 Petera 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 noho izy mahita ny fitondran-tena madio+ anananareo, sy ny fanajana lalina asehonareo.
17 Ny fahendrena+ avy any ambony kosa dia madio+ aloha, ary avy eo tia fihavanana,+ mahay mandanjalanja,*+ vonona hankatò, be famindram-po sy be voka-tsoa,+ tsy manavakavaka na miangatra,+ ary tsy mihatsaravelatsihy.+