Genesisy 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy izy tamin-dravehivavy: “Hataoko mihamafy ny fanaintainanao rehefa bevohoka ianao.+ Hanaintaina ianao rehefa hiteraka,+ ary ny vadinao no hiantefan’ny fanirianao, ary hanjaka aminao izy.”+ 1 Korintianina 14:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 dia aoka ny vehivavy hangina+ rehefa eo anivon’ny fiangonana, fa tsy mahazo miteny izy ireo. Aoka kosa izy hanaiky,+ araka ny lazain’ny Lalàna.+
16 Ary hoy izy tamin-dravehivavy: “Hataoko mihamafy ny fanaintainanao rehefa bevohoka ianao.+ Hanaintaina ianao rehefa hiteraka,+ ary ny vadinao no hiantefan’ny fanirianao, ary hanjaka aminao izy.”+
34 dia aoka ny vehivavy hangina+ rehefa eo anivon’ny fiangonana, fa tsy mahazo miteny izy ireo. Aoka kosa izy hanaiky,+ araka ny lazain’ny Lalàna.+