Galatianina 3:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary tsy misy intsony na Jiosy na Grika,+ na andevo na tsy andevo,+ na lahy na vavy.+ Fa olona iray ihany tafaray amin’i Kristy Jesosy ianareo rehetra.+ 1 Timoty 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary sitrapon’Andriamanitra ny hamonjena ny karazan’olona rehetra+ sy ny hananany fahalalana marina tsara+ ny fahamarinana.+
28 Ary tsy misy intsony na Jiosy na Grika,+ na andevo na tsy andevo,+ na lahy na vavy.+ Fa olona iray ihany tafaray amin’i Kristy Jesosy ianareo rehetra.+
4 Ary sitrapon’Andriamanitra ny hamonjena ny karazan’olona rehetra+ sy ny hananany fahalalana marina tsara+ ny fahamarinana.+