1 Petera 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa hatanjaho hiatrika asa ny sainareo,+ ary aoka ianareo hisaina tsara foana.+ Aoka koa ianareo hanantena ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ izay hoentina ho anareo rehefa haharihary+ i Jesosy Kristy. 1 Petera 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tamin’ny alalany no nahatongavanareo ho mpino an’Andriamanitra,+ dia ilay nanangana azy tamin’ny maty+ sy nanome voninahitra+ azy, mba hinoanareo sy hanantenanareo an’Andriamanitra.+
13 Koa hatanjaho hiatrika asa ny sainareo,+ ary aoka ianareo hisaina tsara foana.+ Aoka koa ianareo hanantena ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ izay hoentina ho anareo rehefa haharihary+ i Jesosy Kristy.
21 Tamin’ny alalany no nahatongavanareo ho mpino an’Andriamanitra,+ dia ilay nanangana azy tamin’ny maty+ sy nanome voninahitra+ azy, mba hinoanareo sy hanantenanareo an’Andriamanitra.+