Nomery 18:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Mitenena amin’ny Levita, ka lazao aminy hoe: ‘Hahazo ny ampahafolon-karena avy amin’ny zanak’Israely ianareo, ary efa nomeko anareo ho lovanareo izany.+ Ary ataovy fanomezana ho an’i Jehovah ny ampahafolony amin’ilay ampahafolon-karena.+ Deoteronomia 14:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Isaky ny telo taona, dia ento manontolo ny ampahafolon’ny vokatrao amin’ilay taona fahatelo,+ ka apetraho ao an-tanànanao.
26 “Mitenena amin’ny Levita, ka lazao aminy hoe: ‘Hahazo ny ampahafolon-karena avy amin’ny zanak’Israely ianareo, ary efa nomeko anareo ho lovanareo izany.+ Ary ataovy fanomezana ho an’i Jehovah ny ampahafolony amin’ilay ampahafolon-karena.+
28 “Isaky ny telo taona, dia ento manontolo ny ampahafolon’ny vokatrao amin’ilay taona fahatelo,+ ka apetraho ao an-tanànanao.