Salamo 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka aho hilaza ny didin’i Jehovah.Hoy izy tamiko: “Ianao no zanako,+Ary izaho efa tonga rainao androany.+ Salamo 110:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nianiana i Jehovah+ ka tsy hanenina,+ eny, nianiana izy hoe:“Mpisorona mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao,+Tahaka an’i Melkizedeka!”+
7 Aoka aho hilaza ny didin’i Jehovah.Hoy izy tamiko: “Ianao no zanako,+Ary izaho efa tonga rainao androany.+
4 Nianiana i Jehovah+ ka tsy hanenina,+ eny, nianiana izy hoe:“Mpisorona mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao,+Tahaka an’i Melkizedeka!”+