Hebreo 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa rehefa tonga kosa i Kristy, izay mpisoronabe+ ny amin’ny zava-tsoa efa ananantsika, dia tao amin’ny tranolay lehibe kokoa sy lavorary kokoa ary tsy nataon-tanana, izany hoe, tranolay tsy anisan’izao zavatra ary izao,+
11 Fa rehefa tonga kosa i Kristy, izay mpisoronabe+ ny amin’ny zava-tsoa efa ananantsika, dia tao amin’ny tranolay lehibe kokoa sy lavorary kokoa ary tsy nataon-tanana, izany hoe, tranolay tsy anisan’izao zavatra ary izao,+