51 Izaho no mofo velona izay nidina avy any an-danitra. Raha misy mihinana an’ity mofo ity dia ho velona mandrakizay izy, ary ny mofo izay homeko dia ny nofoko+ ho fiainan’izao tontolo izao.”+
2 Ary mandehana mandrakariva amin’ny fitiavana,+ tahaka ny nitiavan’i Kristy anareo+ koa, ka nanolorany ny tenany ho anareo, ho fanatitra+ sy sorona ho an’Andriamanitra mba ho hanitra mamerovero.+