Eksodosy 25:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary tandremo mba ho araka ny modely naseho anao tatỳ an-tendrombohitra no hanaovanao an’ireo.+ Eksodosy 26:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary atsangano ilay tranolay masina, araka ilay drafitra vao naseho anao tatỳ an-tendrombohitra.+ Nomery 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izao no fomba nanamboarana ny fitoeran-jiro: Volamena notefena tamin’ny marotoa izy io, manomboka any amin’ny tongony ka hatrany amin’ireo felany.+ Araka ny fahitana+ nasehon’i Jehovah an’i Mosesy no nanaovany ny fitoeran-jiro. Asan’ny Apostoly 7:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 “Teo amin’ny razantsika tany an-tany efitra ny tranolain’ny vavolombelona, araka ny didin’Andriamanitra tamin’izy niteny tamin’i Mosesy mba hanao tranolay araka ny modely hitany.+
4 Izao no fomba nanamboarana ny fitoeran-jiro: Volamena notefena tamin’ny marotoa izy io, manomboka any amin’ny tongony ka hatrany amin’ireo felany.+ Araka ny fahitana+ nasehon’i Jehovah an’i Mosesy no nanaovany ny fitoeran-jiro.
44 “Teo amin’ny razantsika tany an-tany efitra ny tranolain’ny vavolombelona, araka ny didin’Andriamanitra tamin’izy niteny tamin’i Mosesy mba hanao tranolay araka ny modely hitany.+