Jeremia 31:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako fifanekena vaovao+ amin’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda.+
31 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako fifanekena vaovao+ amin’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda.+