Marka 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Rehefa voasambotra i Jaona, dia nankany Galilia i Jesosy+ ka nitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra,+ Jaona 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Niresaka tamin’ny olona rehetra ampahibemaso aho. Nampianatra foana tao amin’ny synagoga sy ny tempoly aho,+ dia tany amin’izay nivorian’ny Jiosy rehetra. Ary tsy niafina mihitsy aho rehefa niteny.
14 Rehefa voasambotra i Jaona, dia nankany Galilia i Jesosy+ ka nitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra,+
20 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Niresaka tamin’ny olona rehetra ampahibemaso aho. Nampianatra foana tao amin’ny synagoga sy ny tempoly aho,+ dia tany amin’izay nivorian’ny Jiosy rehetra. Ary tsy niafina mihitsy aho rehefa niteny.