Salamo 50:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy noho ny sorona nataonao no ananarako anao,+Na noho ny fanatitra dorana natolotrao, izay eto anatrehako mandrakariva.+ Amosa 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha manolotra fanatitra dorana manontolo ho ahy ianareo,+ dia tsy hahafinaritra ahy izany fanatitra atao fanomezana izany,+ ary tsy hojereko akory ny biby nohatavezina ataonareo sorona iombonana.+
8 Tsy noho ny sorona nataonao no ananarako anao,+Na noho ny fanatitra dorana natolotrao, izay eto anatrehako mandrakariva.+
22 Raha manolotra fanatitra dorana manontolo ho ahy ianareo,+ dia tsy hahafinaritra ahy izany fanatitra atao fanomezana izany,+ ary tsy hojereko akory ny biby nohatavezina ataonareo sorona iombonana.+