Salamo 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny manao ny sitraponao no mahafinaritra ahy, Andriamanitra ô,+Ary ato anatiko ny lalànao.+ Jaona 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 satria tsy ny hanao ny sitrapoko no nidinako avy any an-danitra,+ fa ny hanao ny sitrapon’ilay naniraka ahy.+
38 satria tsy ny hanao ny sitrapoko no nidinako avy any an-danitra,+ fa ny hanao ny sitrapon’ilay naniraka ahy.+