Kolosianina 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary novonoiny+ ilay sora-tanana+ nisy didy maro,+ izay niampanga antsika sy nanameloka antsika.+ Eny, nesoriny izy io rehefa nofantsihany+ tamin’ny hazo fijaliana.+ Hebreo 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ambarany ho efa lany andro ilay taloha rehefa miteny izy hoe “fifanekena vaovao.”+ Ary izay efa lany andro sy mihantitra dia madiva ho levona.+
14 Ary novonoiny+ ilay sora-tanana+ nisy didy maro,+ izay niampanga antsika sy nanameloka antsika.+ Eny, nesoriny izy io rehefa nofantsihany+ tamin’ny hazo fijaliana.+
13 Ambarany ho efa lany andro ilay taloha rehefa miteny izy hoe “fifanekena vaovao.”+ Ary izay efa lany andro sy mihantitra dia madiva ho levona.+