Jaona 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ho azy ireo no anamasinako ny tenako, mba hanamasinana+ azy ireo koa amin’ny alalan’ny fahamarinana. 1 Korintianina 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Efa toy izany ihany ny sasany aminareo,+ saingy efa voasasa madio tsara ianareo,+ efa nohamasinina ianareo,+ efa nambara ho marina+ ianareo tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy+ Tompontsika sy tamin’ny fanahin’Andriamanitsika.+ Hebreo 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nijaly tany ivelan’ny vavahady+ koa i Jesosy, mba hanamasinany+ ny vahoaka amin’ny alalan’ny rany.+
19 Ary ho azy ireo no anamasinako ny tenako, mba hanamasinana+ azy ireo koa amin’ny alalan’ny fahamarinana.
11 Efa toy izany ihany ny sasany aminareo,+ saingy efa voasasa madio tsara ianareo,+ efa nohamasinina ianareo,+ efa nambara ho marina+ ianareo tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy+ Tompontsika sy tamin’ny fanahin’Andriamanitsika.+
12 Nijaly tany ivelan’ny vavahady+ koa i Jesosy, mba hanamasinany+ ny vahoaka amin’ny alalan’ny rany.+