Efesianina 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary mandehana mandrakariva amin’ny fitiavana,+ tahaka ny nitiavan’i Kristy anareo+ koa, ka nanolorany ny tenany ho anareo, ho fanatitra+ sy sorona ho an’Andriamanitra mba ho hanitra mamerovero.+
2 Ary mandehana mandrakariva amin’ny fitiavana,+ tahaka ny nitiavan’i Kristy anareo+ koa, ka nanolorany ny tenany ho anareo, ho fanatitra+ sy sorona ho an’Andriamanitra mba ho hanitra mamerovero.+