Jaona 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy i Jesosy: “Izaho no lalana+ sy fahamarinana+ ary fiainana.+ Tsy misy olona mankany amin’ny Ray afa-tsy amin’ny alalako.+ Romanina 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’ny alalany koa no nahafahantsika nanatona an’Andriamanitra+ mba hahazoantsika izao hatsaram-panahy tsy manam-paharoa misy antsika izao, noho ny finoana. Aoka àry isika hifaly noho ny fanantenana+ ny voninahitr’Andriamanitra.
6 Hoy i Jesosy: “Izaho no lalana+ sy fahamarinana+ ary fiainana.+ Tsy misy olona mankany amin’ny Ray afa-tsy amin’ny alalako.+
2 Tamin’ny alalany koa no nahafahantsika nanatona an’Andriamanitra+ mba hahazoantsika izao hatsaram-panahy tsy manam-paharoa misy antsika izao, noho ny finoana. Aoka àry isika hifaly noho ny fanantenana+ ny voninahitr’Andriamanitra.