Eksodosy 25:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ilazao ny zanak’Israely mba hitondra fanomezana ho ahy, ka avy amin’ny olona rehetra atosiky ny fony no handraisanareo izany fanomezana izany.+
2 “Ilazao ny zanak’Israely mba hitondra fanomezana ho ahy, ka avy amin’ny olona rehetra atosiky ny fony no handraisanareo izany fanomezana izany.+