Kolosianina 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fo manontolo+ toy ny ho an’i Jehovah,+ fa tsy ho an’olona, 1 Timoty 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Anaro koa izy ireny mba hanao soa,+ sy hanan-karena amin’ny asa tsara,+ ho tia manome, ho vonon-kizara,+
23 Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fo manontolo+ toy ny ho an’i Jehovah,+ fa tsy ho an’olona,
18 Anaro koa izy ireny mba hanao soa,+ sy hanan-karena amin’ny asa tsara,+ ho tia manome, ho vonon-kizara,+