FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa vorio ny vahoaka,+ dia ny lehilahy sy ny vehivavy sy ny ankizy madinika ary ny vahiny monina ao an-tanànanao, mba hihainoany sy hianarany,+ satria tokony hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrareo+ izy, ary tokony hitandrina mba hanaraka an’izay rehetra voalazan’ity lalàna ity.

  • Matio 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa na aiza na aiza ivorian’ny roa na telo amin’ny anarako,+ dia eo afovoany aho.”+

  • Asan’ny Apostoly 2:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Nifantoka tamin’ny fampianaran’ny apostoly izy ireo, ary nifampizara izay nananany,+ sy niara-nisakafo+ ary naharitra nivavaka.+

  • Asan’ny Apostoly 20:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 ka nisy jiro maro nanazava ilay efitrano ambony rihana+ nivorianay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara