Isaia 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Manainga ny tananao ianao, Jehovah ô,+ nefa tsy jeren’izy ireo izany.+ Hijery ihany anefa izy ireo ka ho menatra,+ noho ny hafanam-ponao ho an’ny olonao. Ary handevona azy ireo ny afo+ natokana ho an’ny fahavalonao. Marka 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa na iza na iza kosa manevateva ny fanahy masina, dia tsy hahazo famelan-keloka mihitsy na rahoviana na rahoviana, fa meloka noho ny ota mandrakizay izy.”+
11 Manainga ny tananao ianao, Jehovah ô,+ nefa tsy jeren’izy ireo izany.+ Hijery ihany anefa izy ireo ka ho menatra,+ noho ny hafanam-ponao ho an’ny olonao. Ary handevona azy ireo ny afo+ natokana ho an’ny fahavalonao.
29 Fa na iza na iza kosa manevateva ny fanahy masina, dia tsy hahazo famelan-keloka mihitsy na rahoviana na rahoviana, fa meloka noho ny ota mandrakizay izy.”+