Matio 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mifalia sy miravoravoa fatratra,+ satria lehibe ny valisoanareo+ any an-danitra. Fa toy izany no nanenjehany ny mpaminany+ talohanareo.
12 Mifalia sy miravoravoa fatratra,+ satria lehibe ny valisoanareo+ any an-danitra. Fa toy izany no nanenjehany ny mpaminany+ talohanareo.