Jaona 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Niresaka tamin’ny olona rehetra ampahibemaso aho. Nampianatra foana tao amin’ny synagoga sy ny tempoly aho,+ dia tany amin’izay nivorian’ny Jiosy rehetra. Ary tsy niafina mihitsy aho rehefa niteny. 1 Korintianina 15:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Noho izany, ry rahalahy malalako, dia aoka ianareo hifahatra tsara+ sy tsy ho voahozongozona ary ho be atao foana amin’ny asan’ny Tompo,+ satria fantatrareo fa tsy very maina+ ny asa mafy ataonareo ao amin’ny Tompo.
20 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Niresaka tamin’ny olona rehetra ampahibemaso aho. Nampianatra foana tao amin’ny synagoga sy ny tempoly aho,+ dia tany amin’izay nivorian’ny Jiosy rehetra. Ary tsy niafina mihitsy aho rehefa niteny.
58 Noho izany, ry rahalahy malalako, dia aoka ianareo hifahatra tsara+ sy tsy ho voahozongozona ary ho be atao foana amin’ny asan’ny Tompo,+ satria fantatrareo fa tsy very maina+ ny asa mafy ataonareo ao amin’ny Tompo.