Galatianina 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+ Kolosianina 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 satria fantatrareo fa avy amin’i Jehovah+ no handraisanareo ny lova+ ho valisoa sahaza anareo. Ary manompoa ny Tompo, dia i Kristy.+
29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+
24 satria fantatrareo fa avy amin’i Jehovah+ no handraisanareo ny lova+ ho valisoa sahaza anareo. Ary manompoa ny Tompo, dia i Kristy.+