FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Efa fantatr’i Jesosy koa fa ny Ray efa nanome ny zava-drehetra ho eo an-tanany,+ sady avy tamin’Andriamanitra izy ka hankany amin’Andriamanitra.+

  • Asan’ny Apostoly 2:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”’+

  • 1 Petera 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Eo ankavanan’Andriamanitra izy,+ satria nankany an-danitra, ary nasaina nanaiky azy ny anjely+ sy ny fahefana ary ny fanjakana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara