Salamo 110:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:+“Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+ Hebreo 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izy kosa nanolotra sorona noho ny ota, dia sorona iray monja ho mandrakizay.+ Ary nipetraka teo ankavanan’Andriamanitra izy.+
110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:+“Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+
12 Fa izy kosa nanolotra sorona noho ny ota, dia sorona iray monja ho mandrakizay.+ Ary nipetraka teo ankavanan’Andriamanitra izy.+