Galatianina 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa aoka isika tsy ho sasatry ny manao ny tsara,+ satria amin’ny fotoana voatondro no hijinjantsika raha tsy reraka isika.+ 2 Tesalonianina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary ianareo kosa, ry rahalahy, aza mba sasatry ny manao soa.+
9 Koa aoka isika tsy ho sasatry ny manao ny tsara,+ satria amin’ny fotoana voatondro no hijinjantsika raha tsy reraka isika.+