Filipianina 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ary ho feno vokatry ny fahamarinana,+ izay azo amin’ny alalan’i Jesosy Kristy, ho voninahitra sy fiderana+ an’Andriamanitra. Jakoba 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ambonin’izany, dia afafin’ny mpampihavana+ ny voan’ny+ fahamarinana,+ ary ao anatin’ny toe-tsaina tia fihavanana no anaovany izany.+
11 ary ho feno vokatry ny fahamarinana,+ izay azo amin’ny alalan’i Jesosy Kristy, ho voninahitra sy fiderana+ an’Andriamanitra.
18 Ambonin’izany, dia afafin’ny mpampihavana+ ny voan’ny+ fahamarinana,+ ary ao anatin’ny toe-tsaina tia fihavanana no anaovany izany.+