Genesisy 27:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Nony nandre ny tenin-drainy i Esao, dia niantsoantso faran’izay mafy sy tamin’alahelo, ka niteny hoe:+ “Mba omeo tsodrano koa re aho, ry Dada ô!”+
34 Nony nandre ny tenin-drainy i Esao, dia niantsoantso faran’izay mafy sy tamin’alahelo, ka niteny hoe:+ “Mba omeo tsodrano koa re aho, ry Dada ô!”+