Salamo 37:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany,+Ka tena ho finaritra amin’ny fiadanam-be.+ 2 Petera 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Misy anefa lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ hitoeran’ny fahamarinana,+ ary izany no andrasantsika, araka ny fampanantenany. Apokalypsy 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nentiny tamin’ny herin’ny fanahy nankeo amin’ny tendrombohitra lehibe sady avo+ aho, dia nasehony ahy i Jerosalema, ilay tanàna masina,+ izay nidina avy any an-danitra avy tamin’Andriamanitra,+
13 Misy anefa lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ hitoeran’ny fahamarinana,+ ary izany no andrasantsika, araka ny fampanantenany.
10 Koa nentiny tamin’ny herin’ny fanahy nankeo amin’ny tendrombohitra lehibe sady avo+ aho, dia nasehony ahy i Jerosalema, ilay tanàna masina,+ izay nidina avy any an-danitra avy tamin’Andriamanitra,+