Matio 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Lazaiko aminao koa fa ianao no Petera,+ ary eo ambonin’ity vatolampy+ ity no hanorenako ny fiangonako, ka tsy haharesy azy+ ny vavahadin’ny Fasana.*+
18 Lazaiko aminao koa fa ianao no Petera,+ ary eo ambonin’ity vatolampy+ ity no hanorenako ny fiangonako, ka tsy haharesy azy+ ny vavahadin’ny Fasana.*+