Romanina 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Miaraha mifaly amin’izay mifaly,+ ary miaraha mitomany amin’izay mitomany. 1 Petera 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Farany, miraisa saina+ ianareo rehetra ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, manàna fangorahana,+ manetre tena,+
8 Farany, miraisa saina+ ianareo rehetra ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, manàna fangorahana,+ manetre tena,+