1 Timoty 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka hatao mendrika hahazo fanajana roa heny+ ny anti-panahy mahay mitondra,+ indrindra fa izay mikely aina amin’ny fitenenana sy ny fampianarana.+ Hebreo 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ianareo hankatò sy hanaiky+ an’ireo mitarika eo aminareo,+ fa izy ireny miaro anareo hatrany toy ny olona mbola hatao ampamoaka,+ mba hanaovany izany amim-pifaliana fa tsy amim-pisentoana, fa tsy hahasoa anareo izany.+
17 Aoka hatao mendrika hahazo fanajana roa heny+ ny anti-panahy mahay mitondra,+ indrindra fa izay mikely aina amin’ny fitenenana sy ny fampianarana.+
17 Aoka ianareo hankatò sy hanaiky+ an’ireo mitarika eo aminareo,+ fa izy ireny miaro anareo hatrany toy ny olona mbola hatao ampamoaka,+ mba hanaovany izany amim-pifaliana fa tsy amim-pisentoana, fa tsy hahasoa anareo izany.+