Filipianina 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Manana ny ampy anefa aho amin’ny zavatra rehetra, ary manam-be. Tena afa-po aho nandray ny zavatra nampitondrainareo an’i Epafrodito.+ Ireny zavatra ireny dia hanitra mamerovero+ sady sorona+ ankasitrahan’Andriamanitra sy tena mahafaly azy.
18 Manana ny ampy anefa aho amin’ny zavatra rehetra, ary manam-be. Tena afa-po aho nandray ny zavatra nampitondrainareo an’i Epafrodito.+ Ireny zavatra ireny dia hanitra mamerovero+ sady sorona+ ankasitrahan’Andriamanitra sy tena mahafaly azy.