Deoteronomia 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Efa nanomboka nasehonao tamin’ny mpanomponao ny fahalehibeazanao+ sy ny sandrinao mahery.+ Fa na any an-danitra na etỳ an-tany, iza moa no andriamanitra mahavita ny vitanao sy mahefa asa lehibe toy ny nataonao?+
24 ‘Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Efa nanomboka nasehonao tamin’ny mpanomponao ny fahalehibeazanao+ sy ny sandrinao mahery.+ Fa na any an-danitra na etỳ an-tany, iza moa no andriamanitra mahavita ny vitanao sy mahefa asa lehibe toy ny nataonao?+