2 Samoela 23:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ny fanahin’i Jehovah no niteny tamin’ny alalako,+Ary ny teniny no teo amin’ny lelako.+ Asan’ny Apostoly 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny teny ao amin’ny Soratra Masina,+ izay nolazain’ny fanahy masina+ mialoha tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nanjary mpitarika ny olona nisambotra an’i Jesosy.+
16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny teny ao amin’ny Soratra Masina,+ izay nolazain’ny fanahy masina+ mialoha tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nanjary mpitarika ny olona nisambotra an’i Jesosy.+