Josoa 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hatokana haringana ny tanàna.+ An’i Jehovah izy io sy ny zava-drehetra ao aminy. I Rahaba+ mpivaro-tena ihany mbamin’ny olona rehetra miaraka aminy ao an-trano, no aoka ho velona, satria nanafina ireo iraka nalefantsika izy.+ Hebreo 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Finoana no namonjena an-dRahaba+ mpivaro-tena ka tsy niara-maty tamin’ireo tsy nankatò izy, satria noraisiny tamim-pihavanana ireo mpitsikilo.+
17 Ary hatokana haringana ny tanàna.+ An’i Jehovah izy io sy ny zava-drehetra ao aminy. I Rahaba+ mpivaro-tena ihany mbamin’ny olona rehetra miaraka aminy ao an-trano, no aoka ho velona, satria nanafina ireo iraka nalefantsika izy.+
31 Finoana no namonjena an-dRahaba+ mpivaro-tena ka tsy niara-maty tamin’ireo tsy nankatò izy, satria noraisiny tamim-pihavanana ireo mpitsikilo.+