Mika 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hiantso vonjy amin’i Jehovah izy ireo amin’izany fotoana izany, nefa tsy hamaly izy.+ Dia hanafina ny tavany amin’izy ireo izy amin’izay fotoana izay,+ noho ny ratsy nataon’izy ireo.+ 1 Jaona 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa na inona na inona angatahintsika dia raisintsika avy aminy+ izany, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony+ isika.
4 Ary hiantso vonjy amin’i Jehovah izy ireo amin’izany fotoana izany, nefa tsy hamaly izy.+ Dia hanafina ny tavany amin’izy ireo izy amin’izay fotoana izay,+ noho ny ratsy nataon’izy ireo.+
22 Koa na inona na inona angatahintsika dia raisintsika avy aminy+ izany, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony+ isika.